|
|
|
|

Entry1  ketohina
Root  2  ketoka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Kekerina mafy, terena amin' ny nify na amin' ny tandra: Noketohin' ny saka ny tanan' i Koto ka nandeha ra
5  Tsindronina, atao manaintaina: Noketohin' ny takolapanenitra ny tongotro. / Ketohin' ny hatsiaka [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10  haketony, hateniko, hitenako, ketohina, nahetiko, natehiko, tanehiko, tinehako

Updated on 2023/01/20