Entry (1/2) | 1 ketrina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ilazana ny olona tsy mahalala na tsy manao zavatra tokony ho fantany, kely saina, tsy ampy saina |
Explanations in English |
4 [1.7] stupid |
Explanations in French |
5 [1.8] stupide |
Examples |
6 Fa ketrina sy adala avokoa izy rehetra [2.996] |
Derivatives |
|
Analogs | 8 foka, adala, donto saina, donàna velona, taraiky, vendrana |
Entry (2/2) | 9 ketrina |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in English |
11 [1.7] fold, wrinkle |
Explanations in French |
12 [1.8] pli, ride |
Anagrams | 13 ketrina, kinetra, kitrane, raketin |
Updated on 2020/07/31 |