|
|
|
|

Entry1  kiankianina
Root  2  kiankiana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mahafinaritra, bikàna: Tovovavy kely kiankianina izay no tonga tao
Mora sosotra, mora mararin-teny: Olona kiankianina sarotra iarahamonina
Examples  5  fa hianao tsy hantsoina intsony hoe: ikala kiankianina, ikala miangentsana. [2.996#]

Anagrams  6 

Updated on 2025/01/21