|
|
|
|

Entry (1/3)1  kibango
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] [Sakalava] Kitapo fasiana firavaka sarobidy fitondra mandeha

Entry (2/3)4  kibango
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Tehina hazo be
Hazo misy kofehy atao a min'ny vozon'ny biby sasantsasany mba hanelingelina azy, toy ny alika izany, na ny akoho tsy tiana hikotrika, na ny omby maditra

Entry (3/3)7  kibango
Part of speech  8  noun
Explanations in French  9  [1.19] [Tankarana] syphilis.
Vocabulary  10  Health

Updated on 2024/12/07