|
|
|
|

Entry1  kijana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toerana midadasika feno ahitra firaofan' ny omby any an' efitra: "Akanga saraky ny ala anie aho ka misento ny alan-tapia... Zanak' omby lavi-kijana, anaty toerana manavia.." (Fredy Rajaofera)
4  [1.13] tanimbilona vita-nanahary
Explanations in French  5  [1.19] [Tankarana] parc à boeufs dans la plaine.
6  [1.13] pâturage naturel
Examples  7  Nitobahan-tsakafo, toa nilanona, / Ny omby nimà, manim-bala na kijana, / Nefa voatery hiasa tsy an-kijanona; [2.576]
8  Na ny be omby an-kijana na ny tokana am-pahitra nitondra fangirifiriana tamin'i Lekodia sy niantoka io taviny mivozihitra io. [2.895]
Synonyms  9  kija
Toponyms 
Proverbs  18  Proverbs containing the word kijana

Anagrams  19 

Updated on 2025/01/28