|
|
|
|

Entry1  kikisana
Root  2  kiky
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Hanina amin' ny fanalana tsikelikely amin' ny nify ny nofon-kena miraikitra amin' ny taolana: Nokikisan' ny alika ilay taolana natsipinao tao
Lanina, kepohina: Nokikisan' ny mpandova ny fananan-dRabe
Diovina amin' ny fanalana ny loto miraikitra: Nokikisan' ny ankizy ny latabatra
Alana ny hodi-menan' ny mangahazo na ny kiran' ny trondro: Kikisana ny mangahazo / Kikiso ireto trondro ireto
Explanations in English  5  [1.7] to be scraped; to be gnawed
Explanations in French  6  [1.8] qu'on racle, qu'on gratte; qui est rongĂ©
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/21