Entry | 1 kilaometatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Halavirana mitovy amin' ny arivo metatra, izay lasa refy fototra amin' ny: 4 a) fandrefesana elanelan-toerana na tanàna: Fianarana dia 405 kilaometatra avy aty Antananarivo 5 b) fandrefesana halavan-drenirano na ony: I Matsiatra-Mangoky no lava indrindra amin' ny ony rehetra eto Madagasikara fa mahatratra 530 kilaometatra [1.1] |
Vocabulary |
6 Space |
Updated on 2020/07/31 |