|
|
|
|

Entry1  kilavaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza olona fetsifetsy, vonona ny hampiasa hevitra tsy dia mahomby loatra, indrindra eo amin' ny fanatontosana ny asa amana adidiny izay ataony kitoatoa

Updated on 2024/12/07