|
|
|
|

Entry1  kilosy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Karazana lamban' ny Ntaolo, izay ny tenany landihazo fa ny fahany rongony [1.1]
Explanations in French  4  Etoffe indigène en coton. [1.3#331]
5  Tissu de coton filé et tissé à la main par la méthode ancestrale. On utilise soit les fibres du cotonnier spontané, Gossypium arboreum var. perrieri (Hochr.) B.L.Rob. (Malvaceae), soit celles du cotonnier cultivé. [Merina] [1.196]
6  [Betsileo]
Examples  7  nisy ny lamba landihazo tsotra ary ny lamba kilosy, izay ny tenany landihazo fa ny fahany rongony. [2.436#]
Vocabulary  8  Economy: clothing

Anagrams  9  kilosy, siliko, siloky, soliky

Updated on 2024/02/27