Entry | 1 kimosamosa |
Root | 2 mosamosa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 (tovona ki sy fototeny miverina mosa) mosalahy, kinanga, kitoatoa, sao sendra mba mety na sendra mahavoa; atao tsirambina: Aza atao kimosamosa ny fambolem-bary fa io ny fototry ny aina [1.10] 5 Jereo mosalahy [1.1] |
Explanations in French |
6 Comme mosalahy [1.3#331] |
Updated on 2024/02/27 |