Entry | 1 kinejokejo |
Root | 2 kejokejo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 voakejokejo, voakolikoly, voakojikojy; angolena, voavoky: Nokinejokejon' ny naman-dratsy izy no nahavitany izany [1.1] |
Explanations in French |
5 cajolé, suborné [1.3#320] |
Morphology |
|
Synonyms | 9 voakejokejo |
Updated on 2021/02/28 |