Entry | 1 kipakipaka |
Root | 2 kipaka |
Part of speech | 3 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Fanendahana na fanesorana na fandroahana tsy misy fanajana; fiendahana, fialana mitambatra; fielakelahan-javatra mihofakofaka miala. [1.1] |
Explanations in French |
9 [duplicatif diminutif] action de chasser, d'expulser, de rejeter, de repousser [1.3#332] |
Synonyms | 10 kipaka |
Updated on 2024/02/05 |