Entry | 1 kirango |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 ranjo: Totoitra teoeo aba aho ka save maratsa ny kirangoko (Tafintohina (totoitra) teo re aho ka tena maratra ny ranjoko) [Betsileo]
[1.78] 4 iray amin'ny taolan-dranjo [1.13] |
Explanations in French |
5 tibia [1.13] |
Vocabulary |
6 Biology |
Other spellings | 7 kiranjo |
Anagrams | 8 kirango, kironga, ngiroka, rangiko |
Updated on 2020/07/31 |