Entry | 1 kitamby |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka]
sikin-dehilahy 4 [1.78] [Taisaka] lamba fitafy, sikina 5 [1.78] [Tanosy] sikindahy 6 [1.1] Lamba ahodidin' ny vehivavy ny valahany; fampiasan' ny olona any anindran-tany indrindra: Ny kitamby dia hatreo amin' ny valahana ihany, fa ny sikina kosa hatreo ambany helika |
Explanations in English |
7 [1.7] a piece of cloth worn wrapped around by women |
Explanations in French |
8 [1.19] [Tankarana]
pagne des hommes drapé autour de la taille, jusqu'aux chevilles ; c'est une pièce d'étoffe non cousue dont se revêtent les hommes ; ils l'attachent autour des reins du côté gauche. 9 [1.8] pagne des femmes |
Vocabulary |
10 Economy: clothing |
Derivatives |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word kitamby |
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |