Entry (1/3) | 1 kitika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanohinana kely. |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 6 kitika |
Part of speech | 7 adjective |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Kely bitika, madinika tokoa |
Explanations in English |
9 [1.7] thin; frayed; tiny |
Explanations in French |
10 [1.3] très petit, très menu, un atome 11 [1.8] mince; râpé; minuscule |
Examples |
12 Ny tena hatina dia avy amin' ny bibikely kitika mitarehin-drere, ka manana tongotra valo. [1.38] |
Entry (3/3) | 13 kitika |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] Fanibokiboana mba hampihomehy; fikasihana faritra amin' ny tenan' ny olombelona mahatonga azy hihomehy; kibokibo |
Synonyms | 16 kitikitika |
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |