Entry | 1 kitoza |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Hena nodidiana lavalava ka alona sira mba ho azo tehirizina, ary ahantona eo ambony fatana |
Explanations in English |
4 [1.7] salted and dried meat |
Explanations in French |
5 [1.8] viande boucanée |
Examples |
6 Nisy arivo mahery ny isan' ny kitoza vitanay. [2.472#] 7 Masa-bary maito kitoza lehiroana, hoy izy, fa andeha itsy izy. [2.643#] |
Vocabulary |
8 Economy: food |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word kitoza |
Anagrams | 19 kitoza, tikoza |
Updated on 2023/10/27 |