|
|
|
|

Entry1  kitraina
Root  2  kitra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Kotabaina, kotranina: Kitrain' ny ahiahy ny saiko
Ampanenoina: Nokitrainy ny vola tao am-paosiny ka gaga ny mpandalo
Sokirina, kitihina, taomina, vokisana: Nokitrainy hanaraka azy ny zanako
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Proverbs  9  Proverbs containing the word kitraina

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21