|
|
|
|

Entry1  kitranina
Root  2  kitrana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ampanenoina amin' ny fampifandonana: Aza kitranin' ialahy ny lovia fa mahamenatra olona
Ahetsiketsika, akofokofoka, akorontana: Nokitranin' ny zanany tao ny bokiny
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9  ikitranan, kitranina, nakitrany, nanitrika, nikitrana, nitraikan

Updated on 2023/01/05