Entry (1/2) | 1 kitsaotsao |
Root | 2 tsaotsao |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Matsatso sady mitsatsàka amin' ny nify raha tsakoina [1.1] |
Examples |
5 Nony efa tafavoaka izy dia mihirahira hoe : - "Valala manjohy è, kitsaotsao! [2.69#] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 7 kitsaotsao |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 karazam-boatavo hanina manta [1.13] |
Explanations in French |
10 concombre [1.13] 11 (pris adjectivement ce mot veut dire très aqueux, trop riche en eau). Dioscorea hexagona Baker (Dioscoreaceae). Tubercule comestible mais relativement peu farineux. On le consomme souvent cru. [Tsimihety] [1.196] 12 [Merina] |
Vocabulary |
13 Botany |
Scientific name |
|
Updated on 2023/01/20 |