|
|
|
|

Entry1  kivazivazy
Root  2  vazivazy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Teny atao mba hampihomehy, teny atao nefa tsy tokony hoheverina ho tena izy fa sarisariny fotsiny: Be kivazivazy koa Rangahy ity izany
Explanations in English  5  [1.7] joking, horseplay
Explanations in French  6  [1.3#341] Plaisanterie, négligence, manque de respect
7  [1.8] plaisanterie familière
Examples  8  kivazivazy ny an' ialahy, hoy ilay iray. [2.472#241]
9  Dia indro izy sy ny Komandy mba revon'ny kivazivazy. [2.895#156]
Derivatives 
10  Active verbs :

Updated on 2025/01/21