Entry |
koaintsy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Hazo fihinam-boa mitovitovy amin' ny paoma ny voany fa hafa ny tsirony, somary handatrandatra [1.1]
|
Explanations in French | Coing, cognassier. Cydonia vulgaris [1.3]
|
| [Merina]
(de l'anglais quince). Cydonia vulgaris Pers. (Rosaceae).
Arbre fruitier introduit et cultivé dans la région centrale (cité par Richardson, Malzac, etc.).
Voir aussi
kontsy.
[1.196]
|
Scientific name | Cydonia vulgaris |
Examples | ny Koaintsy dia ilay matevina eo ivelany tsy misy semina (dia ilay hanina indrindra) no kaliksa efa tonga matevina tahaka izany.
[1.357]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Origin | French: coing.
|
|