|
|
|
|

Entry1  kobilaina
Root  2  kobila
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Voaforiporitra, voavilavila, voaviravira: Nokobilain' ny ankizy ny satrok' ilay namany
Levilevena tsy itondrana roa: Kobilain' ny mpampiasa azy isan' andro izao Rakoto
Roridroritina, saritahina: Nokobilain' izy rehetra aho
Explanations in French  5  [1.3#344] Qu’on rend tortu, qu’on froisse, qu’on déchire, qu’on maltraite, qu’on tiraille: Kokobilain’ ilay ity ny satroko (Cet être-là a froissé mon chapeau) ~ Nokobilain' ny manamboninahitra ilay miaramila ka mafy ny nanjo azy (Ce soldat a été maltraite par l'officier, et il en a vu de dures) ~ Izaho irery no mba kobilain' izy rehetra ka tsy misy iainako akory (Je suis seul à être tiraillé par eux et je n’ai pas un moment pour respirer)
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21