|
|
|
|

Entry1  kobonina
Root  2  kobona
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Rakofana aminy itandremana, afenina ao anaty lamba na akanjo: Nokoboniny tao anaty lambany ilay lefompohy ka tsy aisy nahita
5  Tazonina ao am-po, tsy lazalazaina amin' olona: Nokoboniny tao ny alahelony ka nony ela nanimba ny sainy [1.1]
Explanations in French  6  Qu’on couvre soigneusement, qu’on cache dans son vêtement: Nokoboniny tao anatin’ ny lambany ny akoho, fa naneno tampoka (Il cachait sous son lamba un poulet, qui s’est mis tout à coup à crier) [1.3#345]
Examples  7  Tamin' ny voalohany, tsaroako ny fijaliany, ny hatezerany koboniny ao am-pony, hita tamin' ny tarehiny koa ny dian' ny fihambatany nentiny. [2.472]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  ikobonan, kobonina, naboniko, nakobony, nibonoka, nikobona, nobinako, nobokain, nokinoba, nokobain, nokobani

Updated on 2023/02/28