Entry | 1 kokoa |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Teny atao eo aorian' ny mpamarira: entinamampitaha ka milaza fihoarana (raha lazaina ny teny faharoa amin' ny fampitahana, dia asiana ny teny hoe noho eo alohany: Mafy ny vato fa mafy kokoa ny vy / Mamy kokoa ny tantely noho ny akondro [1.1] |
Explanations in English |
4 placed after a comparative adjective, as: tsara, good; tsaratsara kokoa, better [1.7] |
Explanations in French |
5 qui indique la comparaison; ex.: tsara, bon; tsaratsara kokoa, meilleur [1.8] |
Compound words |
|
Proverbs | 8 Proverbs containing the word kokoa |
Updated on 2020/07/31 |