|
|
|
|

Entry1  kokolampo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazan' olondia, iray karazana amin' ny Kalanoro sy Kotokely, saingy misy fanahy ratsy sy sompatra ao aminy, araka ny finoan' ny foko sasany; fa tsara sy manasoa olona kosa araka ny finoan' ny foko hafa
Vocabulary  4  Religions, Beliefs

Updated on 2024/12/07