|
|
|
|

Entry (1/2)1  kolejy
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Education
Explanations in Malagasy  4  Tany aloha: 1) Fianarana ambony: Taona inona ianao no niditra tao amin' ny Kolejy? 2) Mpianatra amin' ny kolejy: Kolejy nahay zavatra Itompokolahy 5  Ankehitriny: Trano fianarana misy ambaratonga faharoa ka hatramin' ny kilasy faharoa no ho miakatra [1.1]
Explanations in English  6  a college [1.7]
Explanations in French  7  collège [1.8]
Examples  8  Capsey mivady hampianatra ao amin' ny kolejy [2.649]
9  Fagereng, misionera loterana, Talen' ny kolejy tao Antsirabe [2.356]
10  Toa Profesora any amin' ny kolejy ambony no fijeriko an' Ingahy Fara [2.499]
Compound words 

Entry (2/2)12  kolejy
Part of speech  13  adjective
Explanations in Malagasy  14  kalita [Tambahoaka] [1.78]
Examples  15  Capsey mivady hampianatra ao amin' ny kolejy. [2.649]
16  Fagereng, misionera lote-rana, Talen' ny kolejy tao Antsirabe; [2.356]
17  Toa Profesora any amin' ny kolejy ambony no fijeriko an' Ingahy Fara. [2.499]

Updated on 2023/10/27