|
|
|
|

Entry1  kôlerà
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Areti-mifindra mandripaka, izay toy izao ny toetoetrany: mivalana matetika sady mandoa izay voany, ary hita mihamahia izaitsizy; ny hafanany midina ambanin' ny an' ny olona salama; ny loto sy ny fahavoretrana no mazàna mahatonga ny kolera izay saika matetika miafara amin' ny fahafatesana
4  [1.13] karazana aretina mifindra mahafaty miseho amin'ny alalan'ny fivalanana sy fandoavana
Explanations in French  5  [1.13] choléra
Vocabulary  6  Health

Anagrams  7  kelora, kôlerà, laroke, lerako

Updated on 2025/01/21