Entry | 1 komandy |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Politique |
Explanations in Malagasy |
4 Governora mpitondra faritany iray lehibe tamin' ny tany gasy fahizay, mitovitovy amin' ny lehiben' ny faritany ankehitriny [1.1] |
Explanations in English |
5 the governor of a town or district in former times [1.7] |
Explanations in French |
6 gouverneur d'une ville ou d'un district autrefois [1.8] |
Examples |
7 Nizaha maso ny komandy. [2.895] 8 Andriantsimahaidiso no komandy tao Vohipeno. [2.508] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 komandy, mandoky |
Updated on 2020/07/31 |