Entry | 1 kombarika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Hazo atao amin' ny rindrina toy ny talantalana mba hahafahana mandalotra na mianika; matetika koa anefa dia ny lavaka itsofohan' io hazo io amin' ny rindrina no maro mpanao hoe kombarika, na dia efa manana ny anarany aza io, dia ny hoe "lava-kombarika" |
Explanations in English |
4 [1.7] a scaffold; holes for fastening scaffolding |
Explanations in French |
5 [1.8] échafaudage, trous pour fixer un échafaudage |
Synonyms | 6 kombarina |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/10 |