Entry | 1 kongona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Bibikely mpitsentsitra ra ka mahatonga hidihidy lozantany somary mahamaimay izany 4 [1.13] karazana katsentsitra mivelona amin'ny ran'ny zavamiaina |
Explanations in English |
5 [1.7] a bedbug; a cattle tick |
Explanations in French |
6 [1.8, 1.196] tique 7 [1.8] punaise des lits 8 [1.13] punaise 9 [1.196] parasite du bétail |
Examples |
10 Tamin' ny sasany, feno kongona ny trano, ka rehefa alina ny andro, latsaka mipatrapatraka avy any amin' ny valindrihana ireny [2.472#] 11 noho ny hakingan'i Voahirana sy i Dolfa tamin' ireo fanamiana nahitam-pamonjena ireo dia i Lekodia kosa no asian'ny kongona sy ny parasy ao amin' ilay fisoko nanidiana azy [2.895#] |
Vocabulary |
12 Zoology: invertebrates |
Derivatives |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word kongona |
Anagrams | 16 |
Updated on 2025/01/21 |