Entry | 1 konjokonjo |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fetsy maranitra Kinga sy mailaka amin' ny haratsiana fa mahay miseho ho tsara: Tsy azo ianteherana mba hikarakara izay Ranona olona konjokonjo iny Sarotiny aoka izany fa hoe mahalala na mitana ny rariny |
Root | 4 konjo |
Synonyms | 5 konjo |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |