Entry | konka | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] Antitra [1.78] | |
Antitra be, tranainy dia tranainy, ela: Hazo konka [1.1] | ||
Explanations in English | Old, worn out (trivial) cf. tonta [1.7] | |
Explanations in French | Vieux, usé (trivial); cf. tonta [1.8] | |
Entry | konka | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka] Hantsana, tevana [1.78] | |
[Bezanozano] Tevana, loaka [1.78] | ||
Updated on 2020/07/31 |