Entry (1/2) | 1 kopia |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 tanambe [Tanosy]
[1.78] |
Entry (2/2) | 4 kopia |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in Malagasy |
6 Dikan-javatra mitovy vita amin' ny taratasy hafa; dika soratra. [1.1] |
Explanations in English |
7 a copy [1.7] |
Explanations in French |
8 copie [1.3#352, 1.8] |
Examples |
9 Nasain' ny mpampianatra nanao kopia izahay kilasy vao manom-boka, dia namonjy an-dry zareo cours moyen izy. [2.332#] |
Derivatives |
|
Other spellings | 15 kope |
Anagrams | 16 apiko, Ikopa, kaopy, kapoy, kipao, kipoa, kopay, kopia, pioka, poaky, poika, pokay |
Updated on 2023/02/09 |