Entry | 1 korana |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 resaka, korankorana, resadresaka [Sihanaka]
[1.78] 9 Resaka falifaly ataon' ny mpiray tampo na ny mpisakaiza: Korana sy hehy no nandaniana ny andro 10 Fiaraha-mifaly, fiaraha-milalao: Ny any aminay dia feno korana lalandava [1.1] |
Explanations in English |
11 pleasant conversation [1.7] |
Explanations in French |
12 causerie joyeuse [1.8] |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word korana |
Anagrams | 15 ankora, korana, ranoka, rokàna, ronaka |
Updated on 2020/07/31 |