Entry | koraraika | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Feon' ny akohovavy mikotrika voakotaba eo amin' ny fikotrehany. Feo re avy amin' ny fandehandehanan' ny rivotra na ny ranon-javatra any amin' ny lalan-kanina. [1.1] | |||||||||||||||
Vocabulary | Sound | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |