|
|
|
|

Entry1  koreha
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Mora mitomany: Tsy hita koa izay hanaovana itỳ zanakao ity fa zazakely koreha [1.1]
Synonyms  4  korehy
Analogs  5  Fitomany, mpiketriketrika

Anagrams  6  haroke, heroka, horake, koreha, rehoka, rohake

Updated on 2020/07/31