Entry | 1 koretehina |
Root | 2 koretika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Akorontana, asafotofoto: Nokoretehin' ny ankizy ny entana tao an-trano Atao mirango-tsaka: Aza koretehina toy izao ny soratrao, anaka Atao miboredika, misavorovoro: Nahoana no koretehina tahaka izany ny fiteninao |
Morphology |
|
Anagrams | 9 ikoretehan, ketrehinao, koretehina, nikoreteha, nirehetako |
Updated on 2025/01/21 |