Entry | korianana (koriana) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Ibolisarana, iporotsahana, itsoriahana: Nokorianan' ny fandraka ny tanako ka nijananaka ra Ianjerana, kodiavana: Nokorianan' ny vato ny tongotry ny zandriko ka naratra [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To have something flow or glide over it [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Sur quoi on fait glisser [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | anankiroa, anikorana, ikoranana, korianana |
Updated on 2023/01/20 |