Entry | 1 korotehina |
Root | 2 korotika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Rovitina tsy misy kitotony, kotehina: Nahoana no korotehinao toy izao ny akanjoko? 5 Simbana tanteraka: Nokorotehin' ilay bibidia ny tarehiny 6 Asavorovoro ka tsy hita intsony izay laniny, asafotofoto: Nokoretehin' iza àry itỳ kofehy itỳ? [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 ikorotehan, korotehina, kotrehinao, nikoroteha, niotrehako, nokaretohi |
Updated on 2023/01/05 |