|
|
|
|

Entry (1/7)1  kôsy
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  [1.13] cosse
Vocabulary  4  Physics
Compound words 

Entry (2/7)7  Kosy
Part of speech  8  name (biblical) [Full list]
Explanations in Malagasy  9  [1.38] zanakalahin' i Hama (Gen. 10. 8; 1 Tant. 1. 10). Ny taranany no natao hoe "Kosita"
Explanations in English  10  [2.996] Cush
Explanations in French  11  [2.996] Kush
Vocabulary  12  Holy Scriptures
Biblical quotes  13  Chapters and verses mentioning Kosy

Entry (3/7)14  Kosy
Part of speech  15  name (biblical) [Full list]
Explanations in Malagasy  16  [1.38] razamben'i Jehody (Jer. 36. 14)
Explanations in English  17  [2.996] Cushi
Explanations in French  18  [2.996] Kushi
Vocabulary  19  Holy Scriptures
Other spellings  20  kosi
Biblical quotes  21  Chapters and verses mentioning Kosy

Entry (4/7)22  Kosy
Part of speech  23  name (biblical) [Full list]
Explanations in Malagasy  24  [1.38] razan' i Zefanía mpaminany (Zef. 1. 1)
Explanations in English  25  [2.996] Cushi
Explanations in French  26  [2.996] Kushi
Vocabulary  27  Holy Scriptures
Other spellings  28  kosi
Biblical quotes  29  Chapters and verses mentioning Kosy

Entry (5/7)30  Kosy
Part of speech  31  name (biblical) [Full list]
Explanations in Malagasy  32  [1.38] mpanompon'i Saoly (Sal. 7)
Explanations in English  33  [1.114] Cush, a Benjaminite mentioned only in the title to Ps. 7. He was probably a follower of Saul, the head of his tribe.
Explanations in French  34  [2.996] Kush
Vocabulary  35  Holy Scriptures
Other spellings  36  kosa
Biblical quotes  37  Chapters and verses mentioning Kosy

Entry (6/7)38  Kosy
Part of speech  39  name (biblical) [Full list]
Explanations in Malagasy  40  [1.38] anaran' ny tany voahodidin' ny Ony Gihona, ilay ony faharoa nivoaka avy tany Edena (Gen. 2. 13). Angamba tao avaratr' i Asyria izy.
Explanations in English  41  [2.996] Ethiopia
Explanations in French  42  [2.996] Kush
Vocabulary  43  Holy Scriptures
Biblical quotes  44  Chapters and verses mentioning Kosy

Entry (7/7)45  Kosy
Part of speech  46  name (biblical) [Full list]
Explanations in Malagasy  47  [1.38] Nosy kely ao atsimo andrefan'i Asia Minora, tokony ho 64 km. ao atsimon' i Mileto. Tao no nijanonan' i Paoly vetivety tamin'ny diany nitety tany fanintelony, raha niakatra ho any Jerosalema izy ; ary tonga tao izy tamin' ny harivan' ny andro nanaovany ilay teny fananarana tamin'ny loholon' ny Fiangonana tany Efesosy. Nijanona tao indray alina ny Apostoly sy ny namany, dia nandroso tamin' ny nalehany ny ampitson' iny (Asa 21. 1). Maro ny Jiosy nonina tao Kosy noho ny íandrosoan' ny varotra tao ; ary angamba nisy Kristiana tany tamin' ny nalehan' i Paoly tao. Nalaza ny nosy noho ny lamba tsara nataon' ny olona tompontany ary noho ny divay vokatry ny tany. Satria eo amin' io nosy io no ifanapahan' ny lalana avy any Grisia mankany Asia Minora sy ny avy any Syria mankany Egypta, dia nahatonga ny varotra tao ho nandroso fatratra izany. Tsy fantatra na efa tafakambana ho isan' ny fari-tanin' i Asia izy tamin' ny taona 139 B.C., na tsia ; fantatra mazava anefa fa tamin' ny andron' i Aogostosy Kaisara dia isan' io fari-tany io izy. Lalana anankiray fandalovan'ny Jiosy ity nosy ity raha miakatra hamangy an'i Jerosalema izy (Asa 21. 1). Ny anarany ankehitriny dia Stanko.
Explanations in English  48  [2.996] Coos
Explanations in French  49  [2.996] Cos
Vocabulary  50  Holy Scriptures
Biblical quotes  51  Chapters and verses mentioning Kosy

Anagrams  52  kiso, kôsy, soky

Updated on 2020/07/31