Entry | 1 kotsabaina |
Root | 2 kotsaba |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny rano itsapahan' ny tongotra ka mamoaka feo manokana, ny rano voakoban'ny tongotra: Nokotsabain' ny ankizy ny rano ka aiza no hisy trondro hihinana eo |
Morphology |
|
Anagrams | 9 aboantsika, abonatsika, akotsabany, ikotsabana, kotsabaina, nitsaboaka |
Updated on 2025/01/21 |