|
|
|
|

Entry1  kotsana
Root  2  kotsa
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Lemana atao vonto, izany hoe tafiditry ny rano ny hoditra na votoatin' ny zavatra: Nokotsain' ny zanakao mihitsy ny zanako ka atahorako sao harary [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Synonyms  9  kotsaina

Anagrams  10  akontsa, Ankatso, antsoka, kotsana, ontsaka

Updated on 2023/01/05