Entry | 1 kovilavilaina |
Root | 2 kovilavila |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao vilana be ihany: Nokovilavilain' ny mpandrafitra ny varavarankeliko 5 Aforiporitra, fozafozaina: Aza kovilavilainao toy izao itỳ akanjoko, ry Ketaka [1.1] |
Explanations in French |
6 Qu'on froisse, qu’on fait de travers: Aza kovilavilaina ny akanjoko (Ne froissez pas mes habits) [1.3#365] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 akovilavilany, ikovilavilana, kovilavilaina |
Updated on 2023/01/20 |