Entry | 1 labatoara |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Toerana natao hamonoana ny biby vonoina hohanina, amin' ny fomba ara-dalàna, sy fanamboarana ny henany |
Explanations in French |
4 [1.68] [Vezo]
abattoir |
Examples |
5 Talohan' ny nanavaozana ny tanàn-dehibe, dia hitanao izy teny amin' ny faritra iva teny, tamin' ny trano nisy fanaka, trano kotona, teren' ny gara sy ny labatoara, eny anelanelan' ny tokotanin' ny gara sy ny trano fitehirizana entana. [1.369#] |
Vocabulary |
6 Economy: food |
Updated on 2024/12/07 |