|
|
|
|

Entry1  labiera
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fisotro misy alkaola kely vita amin' ny karazam-barimbazaha atao hoe "orge", izay alona hamorivory mba hahatonga ny siramamy ao aminy ho alkaola, dia asiana "houblon" hampangidingidy ny tsirony sy hahamanimanitra ny fofony
Vocabulary  4  Economy: food

Updated on 2024/12/07