Entry | 1 labozia |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Jiro vita amin' ny menak' omby na mena-biby hafa toy ny trozona, na savoka na parafina voaempo izay ampidirina andasitra ary asiana lahiny: Manome hazavana malefaka dia malefaka ny labozia. [1.1] |
Explanations in English |
4 a candle [1.2] |
Explanations in French |
5 chandelle [1.3] 6 bougie [1.13] |
Examples |
7 labozia iray no mirehitra ao an-doha fandriany ary tapa-tsigara no fohiny. [2.470] 8 Taty aoriana aho vao nahalala ny solitany sy ny labozỳ. [2.472] |
Other spellings | 9 laboz |
Compound words |
|
Updated on 2023/08/11 |