Entry | 1 lafaoro |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitaovana voahodidin' ny afo, izay ametrahana ny hanina tiana ho masaka tsy mivantana eo ambony afo: Atao anaty lafaoro matetika ny akoho atao ladobo Fantsona natao hivoahan' ny setroka avy amin' ny fatana: Mipololòtra ny setroka avy ao anaty lafaoro |
Explanations in English |
4 [1.7] an oven; a chimney |
Explanations in French |
5 [1.8] four; cheminée |
Examples |
6 Mpitatitra kitay hatao anaty lafaoro no asan' I Feno. [2.472#] 7 setroka mainty mivoaka amin' ny lafaoro mijoalajoala no mandoto ny habakabaka. [2.470#] |
Compound words |
|
Article |
9 Randzavola: lafaoro ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2022/07/30 |