|
|
|
|

Entry (1/2)1  lahasa
Root  2  lahatra, asa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.10] (lahatra sy asa) raharaha atao, indrindra ny ataon-tanana toy ny fambolena: Inina indray no lahasa any aminareo izao? Ny manetsa izao no tena lahasa. Ny fanaovan-trano koa izao no lahasa maharevo ny olona any
5  [1.1] Asa, raharaha: Mizara lahasa amin' ny mpiasa
Zavatra atao, taozavatra: Atombohy ny lahasanareo fa aza laozanareo miresaka eo
Asam-pambolena: Ny vadi-bainga no anisan' ny lahasa mafy amin' ny fambolena
Explanations in English  6  [1.7] work, an occupation
Explanations in French  7  [1.3] travail, occupation, ouvrage, se dit surtout du travail des champs
8  [1.8] travail, occupation
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Names :
Proverbs  12  Proverbs containing the word lahasa

Entry (2/2)13  lahasa
Part of speech  14  adjective
Explanations in Malagasy  15  [1.10] fandokoan-javatra toy ny kofehyna lamba
16  [1.1] Loko manjamanja
Explanations in French  17  [1.3] teinture

Anagrams  18 

Updated on 2025/01/28