|
|
|
|

Entry1  laitsa
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Betsileo] maharitra, variana: Ary fa laitsa (Andao fa diso maharitra loatra [maika]) / Anovo malaky ny asa f'aza laitsa manao kivatolahin-dañitse eo (Ataovy haingana ny asa fa aza variana manao savoambody eo)

Anagrams  4  alatsy, laitsa, latasy, latsai, latsia

Updated on 2020/07/31