Entry | 1 lakilasy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Efitrano fianarana: Efa tafiditra ao an-dakilasy na ao an-trano lakilasy ny mpianatra Fianarana, tranon-tsekoly: Tsy mankany an-dakilasy izy fa efa hanambady hono (jereo kilasy) |
Titles |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |